Manaova fanomezana
Ny fahafahana mahazo fampahalalana azo antoka amin‘ny fomba tsotra no zavatra voalohany tena ilain‘ny olona miaina herisetra an-tokantrano. Noho ny fanohananareo dia afaka manavao ny tranonkalanay foana izahay, ary hitombo isan-taona ny tenim-pirenena azo vakina avy ao.
Raha miara miasa isika dia azoantoka fa ny olona rehetra dia hahay haneho ny zony, hamerina amin‘ny laoniny ny fahaleovantenany ary hivelatra any Frantsa.